Lioka 13:34 MG1865

34 Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay nirahina any aminao, impiry Aho no ta-hanangona ny zanakao tahaka ny fanomban'ny akoho ny zanany ao ambanin'ny elany, fa tsy nety ianareo!

Vakio ny toko manontolo Lioka 13

Jereo Lioka 13:34 amin'ny teny manodidina.