Lioka 15:20 MG1865

20 Dia niainga izy ka nankany amin-drainy. Fa raha mbola lavitra izy, dia tazan-drainy, ary onena azy izy ka nihazakazaka, dia namihina ny vozony sady nanoroka azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 15

Jereo Lioka 15:20 amin'ny teny manodidina.