Lioka 15:21 MG1865

21 Ary ilay zanany nanao taminy hoe: Raiko ô, efa nanota tamin'ny lanitra sy teo anatrehanao aho ka tsy miendrika hatao hoe zanakao intsony.

Vakio ny toko manontolo Lioka 15

Jereo Lioka 15:21 amin'ny teny manodidina.