Lioka 17:7 MG1865

7 Ary iza moa aminareo no manana mpanompo miasa tany, na miandry ondry, ka raha tonga avy tany an-tsaha ilay mpanompo, dia hanao aminy hoe: Avia faingana, ka mipetraha hihinana?

Vakio ny toko manontolo Lioka 17

Jereo Lioka 17:7 amin'ny teny manodidina.