8 Fa tsy hilaza aminy kosa hoe va izy: Manamboara izay hisakafoako, ary misikìna, ka manompoa ahy ambara-pihinako sy hisotroako; fa rehefa vita izany, dia vao mahazo mihinana sy misotro ianao?
Vakio ny toko manontolo Lioka 17
Jereo Lioka 17:8 amin'ny teny manodidina.