Lioka 18:18 MG1865

18 Ary nisy mpanapaka anankiray nanontany Azy hoe: Mpampianatra tsara ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?

Vakio ny toko manontolo Lioka 18

Jereo Lioka 18:18 amin'ny teny manodidina.