Lioka 18:19 MG1865

19 Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no ataonao tsara? Tsy misy tsara afa-tsy Iray ihany, dia Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Lioka 18

Jereo Lioka 18:19 amin'ny teny manodidina.