21 Ary rehefa tapitra ny havaloana, ka hoforana ny Zaza, dia nataony hoe Jesosy ny anarany, araka ilay nataon'ny anjely, fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy.
Vakio ny toko manontolo Lioka 2
Jereo Lioka 2:21 amin'ny teny manodidina.