Lioka 2:22 MG1865

22 Ary rehefa tapitra ny andro fidiovany, araka ny lalàn'i Mosesy, dia nitondra Azy niakatra tany Jerosalema izy mba hatolotra ho an'ny Tompo

Vakio ny toko manontolo Lioka 2

Jereo Lioka 2:22 amin'ny teny manodidina.