Lioka 20:21 MG1865

21 Ary ireo nanontany Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa miteny sy mampianatra marina Hianao ka tsy mizaha tavan'olona, fa mampianatra marina ny lalan'Andriamanitra:

Vakio ny toko manontolo Lioka 20

Jereo Lioka 20:21 amin'ny teny manodidina.