Lioka 20:27 MG1865

27 Ary ny sasany tamin'ny Sadoseo, izay milaza fa tsy misy fitsanganan'ny maty, dia nanatona ka nanontany Azy hoe:

Vakio ny toko manontolo Lioka 20

Jereo Lioka 20:27 amin'ny teny manodidina.