Lioka 20:28 MG1865

28 Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin'ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dravehivavy ka hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny (Deo. 25. 5).

Vakio ny toko manontolo Lioka 20

Jereo Lioka 20:28 amin'ny teny manodidina.