Lioka 23:25 MG1865

25 Ary dia nalefany ilay natao tao an-tranomaizina noho ny fikomiana sy ny vonoan-olona, satria io no nangatahiny; fa Jesosy kosa natolony hataony araka ny sitrapony.

Vakio ny toko manontolo Lioka 23

Jereo Lioka 23:25 amin'ny teny manodidina.