Lioka 23:26 MG1865

26 Ary raha nitondra an'i Jesosy izy, dia nitana lehilahy Kyreniana anankiray atao hoe Simona, izay vao avy any an-tsaha, ka nampitondra iny ny hazo fijaliana hanaraka an'i Jesosy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 23

Jereo Lioka 23:26 amin'ny teny manodidina.