Lioka 23:39 MG1865

39 Ary ny anankiray tamin'ireo olon-dratsy nahantona teo ireo dia niteny ratsy Azy ka nanao hoe: Tsy Hianao va no Kristy? vonjeo ny tenanao sy izahay.

Vakio ny toko manontolo Lioka 23

Jereo Lioka 23:39 amin'ny teny manodidina.