Lioka 23:40 MG1865

40 Fa namaly kosa ilay anankiray, sady nananatra ny namany ka nanao hoe: Moa ianao koa tsy mba matahotra an'Andriamanitra na dia izao samy voaheloka izao aza?

Vakio ny toko manontolo Lioka 23

Jereo Lioka 23:40 amin'ny teny manodidina.