Lioka 24:18 MG1865

18 Ary ny anankiray, izay atao hoe Kleopasy, namaly ka nanao taminy hoe: Hianao irery va no vahiny mitoetra any Jerosalema tsy mba mahalala izay zavatra tonga tao tamin'izao andro izao?

Vakio ny toko manontolo Lioka 24

Jereo Lioka 24:18 amin'ny teny manodidina.