Lioka 24:19 MG1865

19 Fa hoy Izy taminy: Zavatra manao ahoana moa izany? Ary hoy izy roa lahy taminy: Ny amin'i Jesosy avy any Nazareta, mpaminany mahery tamin'ny asa sy ny teny teo anatrehan'Andriamanitra sy ny vahoaka rehetra,

Vakio ny toko manontolo Lioka 24

Jereo Lioka 24:19 amin'ny teny manodidina.