Lioka 4:34 MG1865

34 ka nanao hoe: Indrisy! moa mifaninona akory izahay sy Hianao, ry Jesosy avy any Nazareta? avy handringana anay va Hianao? Fantatro fa Ilay Masin'Andriamanitra Hianao.

Vakio ny toko manontolo Lioka 4

Jereo Lioka 4:34 amin'ny teny manodidina.