Lioka 4:35 MG1865

35 Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan'ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 4

Jereo Lioka 4:35 amin'ny teny manodidina.