Lioka 4:41 MG1865

41 Ary nisy demonia nivoaka tamin'ny maro ka niantso hoe: Hianao no Zanak'Andriamanitra. Nefa norarany ireo ka tsy navelany hiteny, satria nahalala Azy ho Kristy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 4

Jereo Lioka 4:41 amin'ny teny manodidina.