Lioka 4:42 MG1865

42 Ary nony maraina ny andro, dia niala Jesosy ka nankany an-tany foana; ary ny vahoaka nitady Azy, dia nankeo aminy ka te-hihazona Azy mba tsy hialany tao aminy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 4

Jereo Lioka 4:42 amin'ny teny manodidina.