Lioka 5:14 MG1865

14 Ary Jesosy nandrara azy tsy hilaza amin'olona na dia iray akory aza; fa mandehana, hoy Izy, misehoa amin'ny mpisorona, ka manatera ny fanadiovana anao araka ny nandidian'i Mosesy, ho vavolombelona amin'ireo.

Vakio ny toko manontolo Lioka 5

Jereo Lioka 5:14 amin'ny teny manodidina.