Lioka 8:42 MG1865

42 Fa nanana zanakavavy tokana tokony ho roa ambin'ny folo taona izy, ary efa ho faty razazavavy. Ary raha nandeha Jesosy, dia nanety lalana Azy ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo Lioka 8

Jereo Lioka 8:42 amin'ny teny manodidina.