Lioka 8:43 MG1865

43 Ary nisy vehivavy anankiray narary roa ambin'ny folo taona, izay efa nandany ny fananany rehetra tamin'ny mpanao fanafody, nefa tsy nisy nahasitrana azy akory.

Vakio ny toko manontolo Lioka 8

Jereo Lioka 8:43 amin'ny teny manodidina.