19 Dia namaly ireo ka nanao hoe: Jaona Mpanao-batisa; nefa ny sasany kosa manao Anao ho Elia, ary ny sasany indray manao hoe: Ny anankiray amin'ny mpaminany fahiny no efa nitsangana.
Vakio ny toko manontolo Lioka 9
Jereo Lioka 9:19 amin'ny teny manodidina.