Marka 11:27 MG1865

27 Ary tonga tany Jerosalema indray izy; ary raha nitsangantsangana teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia nanatona Azy ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona

Vakio ny toko manontolo Marka 11

Jereo Marka 11:27 amin'ny teny manodidina.