Marka 11:28 MG1865

28 ka nanao taminy hoe: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao zavatra izao? Ary iza no nanome Anao izany fahefana izany hanaovanao izao zavatra izao?

Vakio ny toko manontolo Marka 11

Jereo Marka 11:28 amin'ny teny manodidina.