Marka 11:33 MG1865

33 Dia namaly an'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Ary Jesosy nanao taminy hoe: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.

Vakio ny toko manontolo Marka 11

Jereo Marka 11:33 amin'ny teny manodidina.