Marka 12:1 MG1865

1 Ary niteny taminy Izy ka nanao fanoharana hoe: Nisy lehilahy anankiray nanao tanim-boaloboka ka namefy azy manodidina sy nihady famiazana ary nanao tilikambo, ka nahofany tamin'olona mpiasa tany izany, dia lasa nankany an-tany hafa izy.

Vakio ny toko manontolo Marka 12

Jereo Marka 12:1 amin'ny teny manodidina.