Marka 13:19 MG1865

19 Fa amin'izany andro izany dia hisy fahoriana izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nanaovan'Andriamanitra izao tontolo izao ka mandraka izao ankehitriny izao, sady tsy hisy intsony.

Vakio ny toko manontolo Marka 13

Jereo Marka 13:19 amin'ny teny manodidina.