Marka 13:20 MG1865

20 Ary raha tsy nohafohezin'ny Tompo izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy, izay nofidiny, dia nohafoheziny izany andro izany.

Vakio ny toko manontolo Marka 13

Jereo Marka 13:20 amin'ny teny manodidina.