Marka 5:21 MG1865

21 Ary rehefa nita an-tsambokely indray Jesosy ka tonga teny am-pita, dia nisy vahoaka betsaka tafangona teo aminy; ary teo amoron-dranomasina Izy.

Vakio ny toko manontolo Marka 5

Jereo Marka 5:21 amin'ny teny manodidina.