Marka 6:33 MG1865

33 Ary ny olona nahita azy mandeha, sady betsaka no nahalala an'i Jesosy, dia niala avy teny amin'ny tanàna rehetra ny olona ka nihazakazaka nandeha an-tanety, dia tonga talohany.

Vakio ny toko manontolo Marka 6

Jereo Marka 6:33 amin'ny teny manodidina.