Marka 6:34 MG1865

34 Ary nony niala Jesosy, dia nahita vahoaka betsaka Izy ka onena azy, fa tahaka ny ondry tsy manana mpiandry ireo; dia nampianatra azy zavatra maro Izy.

Vakio ny toko manontolo Marka 6

Jereo Marka 6:34 amin'ny teny manodidina.