Marka 7:28 MG1865

28 Fa ravehivavy namaly ka nanao taminy hoe: Eny, Tompoko; kanefa na dia ny amboakely ao ambanin'ny latabatra aza dia mba mihinana ny sombintsombin'ny mofon-jaza ihany.

Vakio ny toko manontolo Marka 7

Jereo Marka 7:28 amin'ny teny manodidina.