Marka 7:29 MG1865

29 Dia hoy Jesosy taminy: Noho izany teny izany mandehana ianao; efa nivoaka tamin'ny zanakao-vavy ny demonia.

Vakio ny toko manontolo Marka 7

Jereo Marka 7:29 amin'ny teny manodidina.