Marka 7:31 MG1865

31 Ary Jesosy niala indray tamin'ny sisin-tanin'i Tyro, dia namaky an'i Sidona sy ny tany Dekapolisy ka nankany amoron'ny Ranomasin'i Galilia.

Vakio ny toko manontolo Marka 7

Jereo Marka 7:31 amin'ny teny manodidina.