Marka 7:32 MG1865

32 Ary nisy marenina sady raiki-dela anankiray nentiny tany aminy, ka nangataka taminy ireo mba hametrahany tanana.

Vakio ny toko manontolo Marka 7

Jereo Marka 7:32 amin'ny teny manodidina.