Marka 7:33 MG1865

33 Ary nitondra an-dralehilahy nitanila niala teo amin'ny vahoaka Izy, dia nangarona ny sofiny tamin'ny rantsan-tànany, dia nandrora ka nanendry ny lelany;

Vakio ny toko manontolo Marka 7

Jereo Marka 7:33 amin'ny teny manodidina.