Marka 8:33 MG1865

33 Fa Izy nihodina, dia nijery ny mpianany ka niteny mafy an'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana, satria tsy misaina izay an'Andriamanitra ianao, fa izay an'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Marka 8

Jereo Marka 8:33 amin'ny teny manodidina.