Marka 8:34 MG1865

34 Ary nantsoiny hanatona Azy ny vahoaka mbamin'ny mpianany, dia hoy Izy taminy: Raha misy ta-hanaraka Ahy, dia aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany ka hanaraka Ahy.

Vakio ny toko manontolo Marka 8

Jereo Marka 8:34 amin'ny teny manodidina.