Matio 10:25 MG1865

25 Fa ampy amin'ny mpianatra, raha tonga tahaka ny mpampianatra azy, ary ny mpanompo, raha tonga tahaka ny tompony. Raha ny tompon-trano no nataony hoe Belzeboba, tsy mainka va ny ankohonany?

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:25 amin'ny teny manodidina.