Matio 10:26 MG1865

26 Koa amin'izany aza matahotra azy ianareo; fa tsy misy afenina izay tsy haseho, na takona izay tsy ho fantatra.

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:26 amin'ny teny manodidina.