Matio 10:27 MG1865

27 Izay lazaiko aminareo ao amin'ny maizina, dia ambarao eo amin'ny mazava, ary izay ren'ny sofinareo, dia torio eo ambonin'ny tampon-trano.

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:27 amin'ny teny manodidina.