Matio 10:28 MG1865

28 Ary aza matahotra izay mamono ny tena, nefa tsy mahay mamono ny fanahy; fa aleo matahotra Izay mahay mahavery ny fanahy sy ny tena ao amin'ny helo.

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:28 amin'ny teny manodidina.