Matio 13:14 MG1865

14 Dia tanteraka aminy ny faminanian'Isaia, izay manao hoe: Handre mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahafantatra: Ary hijery mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahita;

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:14 amin'ny teny manodidina.