Matio 13:15 MG1865

15 Fa efa adala ny fon'izao olona izao. Ary efa lalodalovana ny sofiny, Ary efa nakimpiny ny masony, Fandrao hahita ny masony, Sy handre ny sofiny, Ka hahalala ny fony, Dia hibebaka izy, Ka hahasitrana azy Aho. (Isa. 6. 9, 10).

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:15 amin'ny teny manodidina.