23 Fa Izy nihodina ka niteny tamin'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana; fahatafintohinana amiko ianao, satria tsy misaina izay an'Andriamanitra ianao, fa izay an'ny olona.
Vakio ny toko manontolo Matio 16
Jereo Matio 16:23 amin'ny teny manodidina.