Matio 16:24 MG1865

24 Dia hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Raha misy olona ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany ka hanaraka Ahy.

Vakio ny toko manontolo Matio 16

Jereo Matio 16:24 amin'ny teny manodidina.